Teny iditra | akanjo vity | ||
Singan-teny | akanjo ; vity | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny anglisy | A frock-coat. [Fr. vetir.] [1.2] | ||
Ohatra | Noho ny hamafiny efa tsy mitana ny endriny intsony ny akanjoko, fa mangeja ahy toy ny akanjovity;
[2.996] | ||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/16 |